|
TENY FOHY |
TONTOLO INDRAMINA |
FO MIENTANA |
FINOANA VELONA |
| MIRAZOTRA | |
Namoaka boky vaovao ny HAVATSA UPEM sampana Frantsa. Ahitana tononkalo 50, nosoratan'ny poeta Malagasy monina any Frantsa kanefa mbola manohy mitandro sy mandalina ny teniny. Ireto avy ireo poeta 17 nanoratra tao | ![]() |
MISY FEFY
Misy fefy
Tsy mazava
Fa mandrava
Izay tomefy
Ao anaty
Tsy mba maty
(tohiny)![]()
IREO POETA IREO
TSIAMBARATELON'I BEBE RAZANATOMPO
Samy maniry ny ho tratra antitra isika olombelona. Voalaza anefa fa anisan’ireo tena voafetra ny androm-piainantsika Malagasy. Mahaliana ny hahafantarana ny tsiambaratelon’ny fiainana mateza. Fampitahana no anadihadiantsika izany amin’ny alalan’ny vaovao malaza tamin’ny haino aman-jery tato ho ato, sy ny tantaran’i ZAMANY BONARA, nandao antsika tamin’ny 28 janoary 1994 rehefa avy nivahiny 143 TAONA teto an-tany. (tohiny)
Tany an-toerana
Nombako
Niserana
No nahitako
Dobo manga
Roa miery
Naharanga
Ny fijery (tohiny)
TONONKALO VAOVAO
|
• Gasikara |
![]() |
________________________________________________ __ _
Aparitaho ny feo, fa milaza vaovao izao tontolo izao. Renao ve ?

Ity tranonkala ity dia ifandrimbonan'ny Malagasy vitsivitsy andikana vaovao mitranga eran-tany.